Ephesians 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mazotoa mitana ny firaisana avy amin’ny Fanahy amin’ny fehim-pihavanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mikeleza aina hitana ny firaisam-po amam-panahy akamban’ny fihavanana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny fihavanana no hifamatoranareo, dia hazoto mitana ny firaisana avy amin’ny Fanahy Masina ianareo.
Malagasy Bible 1865
mazoto mitana ny firaisana avy amin'ny Fanahy amin'ny fehim-pihavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mazotoa mitana ny firaisana avy amin’ny Fanahy amin’ny fehim-pihavanana.
malagasy
mazoto mitana ny firaisana avy amin'ny Fanahy amin'ny fehim-pihavanana.