Ephesians 4:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aza mampalahelo ny Fanahy Masin’Andriamanitra izay nanisiana tombo-kase anareo ho amin’ny andro fanavotana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mampalahelo ny Fanahy Masin’Andriamanitra, izay nanasiana tombokase anareo, ho amin’ny andro fanavotana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mampalahelo ny Fanahy Masin’Andriamanitra ianareo fa ny Fanahy Masina no tombokase nahatonga anareo ho fananan’Andriamanitra, mba ho tody amin’ny andro hanavotana tanteraka anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary aza mampalahelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, Izay nanisiana tombo-kase anareo ho amin'ny andro fanavotana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aza mampalahelo ny Fanahy Masin’Andriamanitra izay nanisiana tombo-kase anareo ho amin’ny andro fanavotana.
malagasy
Ary aza mampalahelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, Izay nanisiana tombo-kase anareo ho amin'ny andro fanavotana.