Ephesians 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
iray Andriamanitra sady Rain’izy rehetra, izay ambonin’izy rehetra sy manerana azy rehetra ary ao amin’izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary Andriamanitra iray, izay Rain’izy rehetra, ambonin’izy rehetra, manerana azy rehetra, ary ao anatin’izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
iray Andriamanitra sady Rain’ny kristianina rehetra, manjaka amin’izy rehetra, miasa amin’ny alalan’izy rehetra ary mitoetra ao amin’izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
iray Andriamanitra sady Rain'izy rehetra, Izay ambonin'izy rehetra sy manerana azy rehetra ary ao amin'izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
iray Andriamanitra sady Rain’izy rehetra, izay ambonin’izy rehetra sy manerana azy rehetra ary ao amin’izy rehetra.
malagasy
iray Andriamanitra sady Rain'izy rehetra, Izay ambonin'izy rehetra sy manerana azy rehetra ary ao amin'izy rehetra.