Ephesians 4:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa samy nomena ny fahasoavana araka ny refin’ny fanomezan’i Kristy avy isika rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy manana ny ambaratongany anefa ny fahasoavana nomen’i Kristy antsika tsirairay avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa isika tsirairay avy dia samy nahazo fanomezana manokana arakaraka izay nomen’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Fa samy nomena ny fahasoavana araka ny ohatry ny fanomezan'i Kristy avy isika rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa samy nomena ny fahasoavana araka ny refin’ny fanomezan’i Kristy* avy isika rehetra.
malagasy
Fa samy nomena ny fahasoavana araka ny ohatry ny fanomezan'i Kristy avy isika rehetra.