Ephesians 4:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no ilazany hoe: «Raha niakatra ho any amin’ny avo Izy dia nitondra olona maro ho babo ka nanome fanomezana ho an’ny olona» (Sal 68.18).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no anaovan’ny Soratra Masina hoe: Niakatra any ambony Izy, nitondra olona maro ho babo, ary nanome fanomezana maro ho an’ny olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no ilazan’ny Soratra Masina hoe: «Raha miakatra any amin’ny avo Izy, dia nitondra babo marobe, ka nanome fanomezana ho an’ny olona.»
Malagasy Bible 1865
Koa izany no ilazany hoe: Raha niakatra ho any amin'ny avo Izy, dia nitondra olona maro ho babo Ka nanome fanomezana ho an'ny olona (Sal. 68. 18).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izany no ilazany hoe: «Raha niakatra ho any amin’ny avo Izy dia nitondra olona maro ho babo ka nanome fanomezana ho an’ny olona» (Sal 68.18).
malagasy
Koa izany no ilazany hoe: Raha niakatra ho any amin'ny avo Izy, dia nitondra olona maro ho babo Ka nanome fanomezana ho an'ny olona (Sal. 68. 18).