Ephesians 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny amin’ny hoe: Niakatra Izy, inona moa izany, afa-tsy ny nidinany ho any ambanin’ny tany koa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona no ilazana hoe: «niakatra Izy» afa-tsy noho Izy efa nidina ho any ambanin’ny tany koa?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona moa no hevitry ny hoe «niakatra Izy», afa-tsy hoe: efa nidina tany amin’ny fanambanin’ny tany lalina indrindra Izy.
Malagasy Bible 1865
(Ary ny amin'ny hoe niakatra, inona moa izany, afa-tsy ny efa nidina ho any ambanin'ny tany koa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny amin’ny hoe: Niakatra Izy, inona moa izany, afa-tsy ny nidinany ho any ambanin’ny tany koa?
malagasy
(Ary ny amin'ny hoe niakatra, inona moa izany, afa-tsy ny efa nidina ho any ambanin'ny tany koa? [ Na: (nidina aloha)]