Ephesians 5:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka hanahaka an’Andriamanitra ianareo, tahaka ny zanaka malala;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka àry hanahaka an’Andriamanitra, toy ny zanaka malala ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa manafaha an’Andriamanitra ianareo, satria zanaka lalainy.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany dia aoka hanahaka an'Andriamanitra ianareo tahaka ny zanaka malala;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka hanahaka an’Andriamanitra ianareo, tahaka ny zanaka malala;
malagasy
Koa amin'izany dia aoka hanahaka an'Andriamanitra ianareo tahaka ny zanaka malala;