Ephesians 5:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay ataony ao amin’ny miafina mantsy dia mahamenatra na dia ny milaza azy ihany aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria mahamenatra na dia ny hilaza fotsiny ny ataon’izy ireny an-takona aza;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
(satria mahamenatra na dia ny hilaza izay ataon-dry zareo ao amin’ny miafina aza).
Malagasy Bible 1865
Fa izay ataony ao amin'ny miafina, dia mahamenatra na dia ny milaza izany aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay ataony ao amin’ny miafina mantsy dia mahamenatra na dia ny milaza azy ihany aza.
malagasy
Fa izay ataony ao amin'ny miafina, dia mahamenatra na dia ny milaza izany aza.