Ephesians 5:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny zavatra rehetra, rehefa ampahafantarina, dia asehon’ny mazava;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa asehon’ny mazava avokoa ny zavatra rehetra rehefa voambara ny haratsiany, ary na inona na inona aseho, dia tonga mazava koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa rehefa asehon’ny fahazavana kosa ny tena toetry ny zavatra rehetra, dia hiharihary avokoa;
Malagasy Bible 1865
Fa ny zavatra rehetra, raha anarina, dia asehon'ny mazava; fa na inona na inona aseho dia mazava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny zavatra rehetra, rehefa ampahafantarina, dia asehon’ny mazava;
malagasy
Fa ny zavatra rehetra, raha anarina, dia asehon'ny mazava; fa na inona na inona aseho dia mazava.