Ephesians 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa na inona na inona aseho dia mazava. Koa izany no ilazany hoe: Mifohaza ianao izay matory ary mitsangàna amin’ny maty, dia hampahazava anao Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nanoratana hoe: Mifohaza ianao izay matory, ary mitsangàna avy any amin’ny maty, dia hanazava anao i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
eny, izay rehetra miharihary dia tonga mazava. Izany no ilazana hoe: «Mifohaza ianao izay matory, ary mitsangàna ho velona avy any amin’ny maty, dia hampahazava anao i Kristy.»
Malagasy Bible 1865
Koa izany no ilazany hoe: Mifohaza ianao izay matory, Ary mitsangàna amin'ny maty, Dia hampahazava anao Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa na inona na inona aseho dia mazava. Koa izany no ilazany hoe: Mifohaza ianao izay matory ary mitsangàna amin’ny maty, dia hampahazava anao Kristy*.
malagasy
Koa izany no ilazany hoe: Mifohaza ianao izay matory, Ary mitsangàna amin'ny maty, Dia hampahazava anao Kristy.