Ephesians 5:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noho izany dia aza miadaladala fa fantaro izay sitrapon’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aza manaonao foana, fa fantaro aloha izay sitrapon’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza miadaladala, fa mba fantaro izay sitraky ny Tompo hataonareo.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany dia aza manao adaladala, fa aoka ho fantatrareo izay sitrapon'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noho izany dia aza miadaladala fa fantaro izay sitrapon’ny Tompo.
malagasy
Ary noho izany dia aza manao adaladala, fa aoka ho fantatrareo izay sitrapon'ny Tompo.