Ephesians 5:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaora mandrakariva an’Andriamanitra Ray noho ny zavatra rehetra, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misaora an’Andriamanitra Ray mandrakariva, noho ny zavatra rehetra, amin’ny Anaran’i Jesoa Kristy Tompontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misaora an’Andriamanitra Ray mandrakariva noho ny olona rehetra amin’ny anaran’i Jesoa Kristy Tompontsika.
Malagasy Bible 1865
misaotra an'Andriamanitra Ray mandrakariva noho ny zavatra rehetra, amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaora mandrakariva an’Andriamanitra Ray noho ny zavatra rehetra, amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika.
malagasy
misaotra an'Andriamanitra Ray mandrakariva noho ny zavatra rehetra, amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika,