Ephesians 5:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifaneke amin’ny fahatahorana an’i Kristy ianareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mahaiza mifanoa amim-pahatahorana an’i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hifanoa ianareo noho ny fanajanareo an’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
sady mifanaiky amin'ny fahatahorana an'i Kristy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifaneke amin’ny fahatahorana an’i Kristy* ianareo;
malagasy
sady mifanaiky amin'ny fahatahorana an'i Kristy,