Ephesians 5:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny vehivavy hanaiky ny vadiny, tahaka ny anekena ny Tompo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo, toy ny anekena ny Tompo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo toy ny anekenareo ny Tompo;
Malagasy Bible 1865
Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo tahaka ny anekena ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny vehivavy hanaiky ny vadiny, tahaka ny anekena ny Tompo
malagasy
Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo tahaka ny anekena ny Tompo.