Ephesians 5:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria ny lahy no lohan’ny vavy, tahaka an’i Kristy koa izay Lohan’ny fiangonana; ary Izy no mpamonjy ny tena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny lahy no lohan’ny vavy, tahaka an’i Kristy lohan’ny Eglizy izay vatany sy manana Azy ho Mpamonjy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ny lahy no filohan’ny vavy, toy ny maha filohan’ny Fiangonana an’i Kristy; fa i Kristy mihitsy no Mpamonjy ny Fiangonana izay tenany.
Malagasy Bible 1865
Fa ny lahy no lohan'ny vavy, dia tahaka an'i Kristy koa no Lohan'ny fiangonana; ary Izy no mpamonjy ny tena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria ny lahy no lohan’ny vavy, tahaka an’i Kristy koa izay Lohan’ny fiangonana; ary Izy no mpamonjy ny tena.
malagasy
Fa ny lahy no lohan'ny vavy, dia tahaka an'i Kristy koa no Lohan'ny fiangonana; ary Izy no mpamonjy ny tena. [ Gr. eklesia]