Ephesians 5:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny aneken’ny fiangonana an’i Kristy koa no haneken’ny vavy ny lahy amin’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tahaka ny aneken’ny Eglizy an’i Kristy no tsy maintsy aneken’ny vehivavy ny vadiny koa amin’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tahaka ny aneken’ny Fiangonana an’i Kristy no tokony haneken’ny vavy ny lahy amin’ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa tahaka ny aneken'ny fiangonana an'i Kristy no haneken'ny vavy ny lahy koa amin'ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny aneken’ny fiangonana an’i Kristy koa no haneken’ny vavy ny lahy amin’ny zavatra rehetra.
malagasy
Fa tahaka ny aneken'ny fiangonana an'i Kristy no haneken'ny vavy ny lahy koa amin'ny zavatra rehetra. [ Gr. eklesia]