Ephesians 5:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hahamasina azy amin’ny anadiovany azy amin’ny rano fanasana ao amin’ny teny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hanamasina azy rehefa nodioviny tamin’ny fanasana amin’ny rano sy ny teny izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataony izany mba hahamasina ny Fiangonana, rehefa avy nodioviny tamin’ny rano fampandroana ombàn-teny;
Malagasy Bible 1865
mba hahamasina azy amin'ny anadiovany azy amin'ny rano fanasana amin'ny teny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hahamasina azy amin’ny anadiovany azy amin’ny rano fanasana ao amin’ny teny;
malagasy
mba hahamasina azy amin'ny anadiovany azy amin'ny rano fanasana amin'ny teny;