Ephesians 5:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tahaka izany koa, ny lehilahy dia tokony ho tia ny vadiny tahaka ny tenany ihany. Izay tia ny vadiny dia tia ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa no tsy maintsy itiavan’ny lehilahy ny vadiny, izay tenany ihany; koa izay tia ny vadiny dia tia ny tenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia toraka izany koa, tokony ho tahaka ny itiavan’ny lehilahy ny tenany no hitiavany ny vadiny; izay lehilahy tia ny vadiny, dia tia ny tenany.
Malagasy Bible 1865
Dia tahaka izany koa, ny lehilahy tokony ho tia ny vadiny tahaka ny tenany ihany. Izay tia ny vadiny dia tia ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tahaka izany koa, ny lehilahy dia tokony ho tia ny vadiny tahaka ny tenany ihany. Izay tia ny vadiny dia tia ny tenany.
malagasy
Dia tahaka izany koa, ny lehilahy tokony ho tia ny vadiny tahaka ny tenany ihany. Izay tia ny vadiny dia tia ny tenany.