Ephesians 5:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mbola nisy mihitsy olona tsy tia ny tenany, fa mamelona sy mitaiza azy izy tahaka izay ataon’i Kristy amin’ny fiangonana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona tsy misy mankahala ny nofony, fa mamelona sy miahy azy, toy ny ataon’i Kristy amin’ny Eglizy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy tokoa olona mankahala ny tenany fa dia mamelona sy mikarakara azy, tahaka ny ataon’i Kristy amin’ny Fiangonana:
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mba nisy olona tsy tia ny nofony, fa mamelona sy mitaiza azy, dia tahaka an'i Kristy amin'ny fiangonana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mbola nisy mihitsy olona tsy tia ny tenany, fa mamelona sy mitaiza azy izy tahaka izay ataon’i Kristy amin’ny fiangonana,
malagasy
Fa tsy mba nisy olona tsy tia ny nofony, fa mamelona sy mitaiza azy, dia tahaka an'i Kristy amin'ny fiangonana; [ Gr. eklesia]