Ephesians 5:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria momba ny tenany isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria rantsam-batany, avy amin’ny nofo aman-taolany, isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fantatsika izany, satria anisan’ny tenan’i Kristy isika.
Malagasy Bible 1865
fa momba ny tenany isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria momba ny tenany isika.
malagasy
fa momba ny tenany isika.