Ephesians 5:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hiray amin’ny vadiny, dia ho nofo iray ihany izy roa» (Gen 2.24).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, handao ny ray aman-dreniny ny lehilahy, ka hikambana amin’ny vadiny, dia ho nofo iray ihany izy roroa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny Soratra Masina hoe: «Noho izany, dia handao ny ray aman-dreniny ny lehilahy ka hikambana amin’ny vadiny ary dia ho tena iray ihany izy roroa.»
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hiray amin'ny vadiny, ary dia ho nofo iray ihany izy roroa (Gen. 2. 24).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hiray amin’ny vadiny, dia ho nofo iray ihany izy roa» (Gen 2.24).
malagasy
Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hiray amin'ny vadiny, ary dia ho nofo iray ihany izy roroa (Gen. 2. 24).