Ephesians 5:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zavamiafina lehibe izany; milaza ny amin’i Kristy sy ny fiangonana mantsy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy zava-miafina lehibe amin’io, dia mankamin’Izy Kristy sy ny Eglizy no lazaiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mavesa-danja ny tsiambaratelo fonosin’io andinin-tSoratra Masina io, ary dia lazaiko fa miantefa amin’i Kristy sy ny Fiangonana izany.
Malagasy Bible 1865
Zava-miafina lehibe izany; fa milaza ny amin'i Kristy sy ny fiangonana aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zavamiafina lehibe izany; milaza ny amin’i Kristy sy ny fiangonana mantsy aho.
malagasy
Zava-miafina lehibe izany; fa milaza ny amin'i Kristy sy ny fiangonana aho. [ Gr. eklesia]Na dia izany aza, samia tia ny vadiny tahaka ny tenany ianareo lehilahy rehetra, ary aoka kosa ny vavy hanaja ny lahy. [ Gr. hatahotra]