Ephesians 5:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na fahavetavetana, na resaka adaladala, na teniteny foana. Samy tsy tokony hatao, fa aleo teny fisaorana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fadio ny teny vetaveta, resaka valavala, voso-dratsy, mbamin’ny teny tsy mendrika rehetra, fa aleo aza manao teny fisaorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fadio ny teny vetaveta sy resaka valavala na voso-dratsy izay samy tsy tokony hatao; fa aleo manao tonombavaka fisaorana an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
na fahavetavetana, na resaka fahadalana, na voso-dratsy, izay tsy tokony hatao, fa aleo misaotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na fahavetavetana, na resaka adaladala, na teniteny foana. Samy tsy tokony hatao, fa aleo teny fisaorana.
malagasy
na fahavetavetana, na resaka fahadalana, na voso-dratsy, izay tsy tokony hatao, fa aleo misaotra.