Ephesians 5:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mety ho mpiombona aminy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza miombona amin’ireny ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aza mety ho mpiombona amin’ireny olona ireny ianareo.
Malagasy Bible 1865
Koa aza mety ho mpiombona aminy ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mety ho mpiombona aminy ianareo.
malagasy
Koa aza mety ho mpiombona aminy ianareo.