Ephesians 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria ny vokatry ny mazava dia ao amin’ny fahatsaram-panahy rehetra sy ny fahamarinana ary ny fahitsiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny vokatry ny mazava dia ny soa, ny mety ary ny marina rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ny fahazavana dia mamokatra ny soa sy ny rariny ary ny hitsiny isan-karazany.
Malagasy Bible 1865
(fa ny vokatry ny mazava dia ao amin'ny fahatsarana rehetra sy ny fahamarinana ary ny fahitsiana),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria ny vokatry ny mazava dia ao amin’ny fahatsaram-panahy rehetra sy ny fahamarinana ary ny fahitsiana.
malagasy
(fa ny vokatry ny mazava dia ao amin'ny fahatsarana rehetra sy ny fahamarinana ary ny fahitsiana),