Ephesians 6:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, ankatoavy ao amin’ny Tompo ny ray aman-dreninareo fa rariny izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo zanaka, maneke ao amin’ny Tompo ny ray aman-dreninareo, fa izany no rariny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo zanaka, mpanaraka ny Tompo ianareo ka maneke ny ray aman-dreninareo, fa rariny izany.
Malagasy Bible 1865
Anaka, maneke ny ray sy ny reninareo ao amin'ny Tompo, fa marina izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, ankatoavy ao amin’ny Tompo ny ray aman-dreninareo fa rariny izany.
malagasy
Anaka, maneke ny ray sy ny reninareo ao amin'ny Tompo, fa marina izany.