Ephesians 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Farany, mahereza ao amin’ny Tompo sy amin’ny tanjaky ny heriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Farany, ry kristianina havana, mahereza ao amin’ny Tompo sy amin’ny heriny mahefa ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Farany, noho ianareo tafaray amin’ny Tompo dia matanjaha ombàn’ny heriny tsy hay tohaina.
Malagasy Bible 1865
Farany, mahereza ao amin'ny Tompo sy amin'ny herin'ny faherezany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Farany, mahereza ao amin’ny Tompo sy amin’ny tanjaky ny heriny.
malagasy
[Ny adim-panahin'ny Kristiana, sy ny fiadiana atolotr'Andriamanitra azy] Farany, mahereza ao amin'ny Tompo sy amin'ny herin'ny faherezany.