Ephesians 6:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tafio avokoa ny fiadian’Andriamanitra mba hahazoanareo hifahatra amin’ny fanangolen’ny devoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tafio avokoa ny fiadian’Andriamanitra, dia tsy hiraika amin’izay fanangolen’ny devoly akory ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Itafio avokoa ny fiadiana omen’Andriamanitra, mba hahazoanareo hamahatra tsara eo anatrehan’ireo tetika afitsoky ny devoly.
Malagasy Bible 1865
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hifahatra amin'ny fanangolen'ny devoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tafio avokoa ny fiadian’Andriamanitra mba hahazoanareo hifahatra amin’ny fanangolen’ny devoly*.
malagasy
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hifahatra amin'ny fanangolen'ny devoly.