Ephesians 6:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany, raiso avokoa ny fiadian’Andriamanitra mba hahazoanareo hanohitra amin’ny andro mahory; ary rehefa vitanareo avokoa izany dia hahafahatra ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raiso avokoa àry ny fiadian’Andriamanitra, mba hahazoanareo manohitra amin’ny andro ratsy, dia hijoro tsara ianareo rehefa niala nenina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, raiso avokoa ny fiadiana omen’Andriamanitra, mba hahazoanareo manohitra ny fahavalo amin’ny andro ratsy; ka rehefa nandresy ny famelezana rehetra nafitsony ianareo, dia mbola hamahatra tsara ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany, dia raiso avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hanohitra amin'ny andro mahory; ary rehefa vitanareo avokoa, dia hahafahatra ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany, raiso avokoa ny fiadian’Andriamanitra mba hahazoanareo hanohitra amin’ny andro mahory; ary rehefa vitanareo avokoa izany dia hahafahatra ianareo.
malagasy
Ary noho izany, dia raiso avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hanohitra amin'ny andro mahory; ary rehefa vitanareo avokoa, dia hahafahatra ianareo.