Ephesians 6:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifahara ary ka misikìna fahamarinana. Mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza miraika, fa misikìna fahamarinana, tafio ny rariny ho fiarovan-tratra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mamahara tsara hatrany ianareo: ny marina no ataovy toy ny etra fehikibonareo; ny rariny no tafio ho toy ny fiarovan-tratra;
Malagasy Bible 1865
Mifahara ary, ka sikino fahamarinana ny valahanareo, ary mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifahara ary ka misikìna fahamarinana. Mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra,
malagasy
Mifahara ary, ka sikino fahamarinana ny valahanareo, ary mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra,