Ephesians 6:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kiraroy ny fahavononam-panahy avy amin’ny Filazantsaran’ny fihavanana ny tongotrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
kiraroy fahavononan-kitory ny Evanjelim-pihavanana ny tongotrareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fahavononan-kitory ny Vaovao Mahafaly mampihavana no ataovy toy ny kiraro eny an-tongotrareo;
Malagasy Bible 1865
ary kiraroy ny fahavononam-panahy avy amin'ny filazantsaran'ny fihavanana ny tongotrareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kiraroy ny fahavononam-panahy avy amin’ny Filazantsaran’ny fihavanana ny tongotrareo.
malagasy
ary kiraroy ny fahavononam-panahy avy amin'ny filazantsaran'ny fihavanana ny tongotrareo;