Ephesians 6:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raiso ny famonjena ho fiarovan-doha ary ny tenin’Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raiso koa ny fanantenam-pamonjena ho fiarovan-doha, ary ny tenin’Andriamanitra ho sabatry ny fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raiso ny famonjena ho toy ny fiarovan-doha, ary raiso ny tenin’Andriamanitra ho toy ny sabatra omen’ny Fanahy Masina.
Malagasy Bible 1865
Ary raiso ny famonjena ho fiarovan-doha sy ny tenin'Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raiso ny famonjena ho fiarovan-doha ary ny tenin’Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy.
malagasy
Ary raiso ny famonjena ho fiarovan-doha sy ny tenin'Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy;