Ephesians 6:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ho ahy koa, mba homena ahy ny hiloa-bava ka hiteny amin’ny fahasahiana, hampahafantatra ny zavamiafina momba ny Filazantsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ho ahy koa, mba homena ahy ny hiloa-bava an-kasahiana, hampahafantatra ny hevi-miafina ambaran’ny Evanjely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivavaha ho ahy koa mba homen’Andriamanitra ny teny hotononiko rehefa hiloa-bava aho, ka dia ho sahy hampahafantatra ny tsiambaratelo raketin’ny Vaovao Mahafaly.
Malagasy Bible 1865
ary ho ahy koa mba homena ahy ny hiloa-bava amin'ny fahasahiana hampahafantatra ny zava-miafina momba ny filazantsara
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ho ahy koa, mba homena ahy ny hiloa-bava ka hiteny amin’ny fahasahiana, hampahafantatra ny zavamiafina momba ny Filazantsara.
malagasy
ary ho ahy koa mba homena ahy ny hiloa-bava amin'ny fahasahiana hampahafantatra ny zava-miafina momba ny filazantsara