Ephesians 6:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Manajà ny ray sy ny reninao» fa izany no didy voalohany misy teny fikasana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manajà ny ray aman-dreninao, io no voalohan-didy misy teny fampanantenana, dia ny hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Hajao ny rainao sy ny reninao»; izany no didy voalohany miampy ny fampanantenana hoe:
Malagasy Bible 1865
Manajà ny ray sy ny reninao (fa izany no didy voalohany misy teny fikasana),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Manajà ny ray sy ny reninao» fa izany no didy voalohany misy teny fikasana,
malagasy
Manajà ny ray sy ny reninao (fa izany no didy voalohany misy teny fikasana),