Ephesians 6:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iraka migadra noho izany aho, mba hiteny izany amin’ny fahasahiana, araka izay tokony hoteneniko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
(izay anaovako ny raharahan’ny ambasadaoro eto am-pigadrana), dia hitory azy tsy aman-tahotra araka izay mety hataoko aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iraka mitondra izany Vaovao Mahafaly izany aho, na dia migadra aza ankehitriny; koa mivavaha ho ahy mba hilazako izany amim-pahasahiana, araka ny tokony hoteneniko.
Malagasy Bible 1865
(iraka migadra noho izany aho), mba hiteny izany amin'ny fahasahiana aho, toy izay mety hoteneniko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iraka migadra noho izany aho, mba hiteny izany amin’ny fahasahiana, araka izay tokony hoteneniko.
malagasy
(iraka migadra noho izany aho), mba hiteny izany amin'ny fahasahiana aho, toy izay mety hoteneniko. [ Gr. ambasadôra]