Ephesians 6:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mba hahafantaranareo izay momba ahy sy izay ataoko, dia i Tikiko, rahalahy malala sady mpanompo mahatoky ao amin’ny Tompo, no hampahalala anareo ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny amin’ny hahalalanareo izay toetra sy ataoko atỳ, dia iny i Tisìko, havana malala, sady mpandraharaha mahatoky ao amin’ny Tompo, hampandre anareo ny zavatra rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Tisiko, hava-malalantsika sady mpanompo mahatoky eo amin’ny asan’ny Tompo, dia hampahafantatra anareo ny vaovao rehetra, mba hahalalanareo ny mahazo ahy sy izay ataoko.
Malagasy Bible 1865
Fa mba ho fantatrareo koa izay toetro, dia Tykiko, rahalahy malala sady mpanompo mahatoky ao amin'ny Tompo, no hampahalala anareo ny zavatra rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mba hahafantaranareo izay momba ahy sy izay ataoko, dia i Tikiko, rahalahy malala sady mpanompo mahatoky ao amin’ny Tompo, no hampahalala anareo ny zavatra rehetra.
malagasy
Fa mba ho fantatrareo koa izay toetro, dia Tykiko, rahalahy malala sady mpanompo mahatoky ao amin'ny Tompo, no hampahalala anareo ny zavatra rehetra;