Ephesians 6:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy mihitsy no nirahiko hilaza izany zavatra izany aminareo mba ho fantatrareo ny momba anay, ary mba hampahereziny ny fonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izany indrindra no nandefasako azy ho atỳ aminareo, ka dia sady handre ny toetranay ianareo, no halàny alahelo koa ny fonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany indrindra no andefasako azy ho atỳ aminareo, mba hahafantaranareo ny momba anay sy hampahery fo anareo.
Malagasy Bible 1865
izy no nirahiko hilaza izany zavatra izany indrindra aminareo, mba ho fantatrareo ny toetray, ary mba hamporisihiny ny fonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy mihitsy no nirahiko hilaza izany zavatra izany aminareo mba ho fantatrareo ny momba anay, ary mba hampahereziny ny fonareo.
malagasy
izy no nirahiko hilaza izany zavatra izany indrindra aminareo, mba ho fantatrareo ny toetray, ary mba hamporisihiny ny fonareo.