Ephesians 6:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahasoavana anie ho amin’izay rehetra tia an’i Jesosy Kristy Tompontsika amin’ny fitiavana tsy mety levona. Amena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahasoavana anie ho an’izay rehetra tia an’i Jesoa Kristy Tompontsika amin’ny fitiavana tsy lefy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahasoavan’Andriamanitra anie homba izay rehetra tia an’i Jesoa Kristy Tompontsika amin’ny fitiavana tsy mety lefy!
Malagasy Bible 1865
Ny fahasoavana anie ho amin'izay rehetra tia an'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny fitiavana tsy mety levona. Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahasoavana anie ho amin’izay rehetra tia an’i Jesosy Kristy Tompontsika amin’ny fitiavana tsy mety levona. Amena*.
malagasy
Ny fahasoavana anie ho amin'izay rehetra tia an'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny fitiavana tsy mety levona. Amena.