Ephesians 6:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«mba hahita soa ianao sady ho maro andro ambonin’ny tany» (Deo 5.16).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hahita soa sy ho ela velona etỳ ambonin’ny tany ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«mba hahita soa sy ho ela velona eto ambonin’ny tany ianao.»
Malagasy Bible 1865
mba hahita soa ianao sy ho maro andro ambonin'ny tany (Deo. 5. 16).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«mba hahita soa ianao sady ho maro andro ambonin’ny tany» (Deo 5.16).
malagasy
mba hahita soa ianao sy ho maro andro ambonin'ny tany (Deo. 5. 16).