Ephesians 6:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
manompo an-tsitrapo toy ny amin’ny Tompo, fa tsy amin’olona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary manompoa amim-pitiavana, toy ny manompo ny Tompo fa tsy ny olombelona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataovy amin’ny fo mirana ny asa fanompoanareo, tahaka ny atao amin’ny Tompo fa tsy amin’ny olona;
Malagasy Bible 1865
amin'ny sitrapo manao fanompoana toy ny amin'ny Tompo, fa tsy amin'olona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
manompo an-tsitrapo toy ny amin’ny Tompo, fa tsy amin’olona,
malagasy
amin'ny sitrapo manao fanompoana toy ny amin'ny Tompo, fa tsy amin'olona,