Ephesians 6:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria fantatrareo fa izay soa ataon’ny olona tsirairay no horaisiny amin’ny Tompo, na andevo izy na olona afaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria fantatrareo marina fa isam-batan’olona, na andevo na olona afaka, dia samy hovalian’Andriamanitra soa, amin’izay soa nataony avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria fantatrareo fa ny olona tsirairay, na mpanompo na tsy mpanompo, dia samy hovalian’ny Tompo, amin’izay soa nataony avy.
Malagasy Bible 1865
satria fantatrareo fa izay soa ataon'ny olona rehetra no horaisiny amin'ny Tompo, na andevo na tsy andevo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria fantatrareo fa izay soa ataon’ny olona tsirairay no horaisiny amin’ny Tompo, na andevo izy na olona afaka.
malagasy
satria fantatrareo fa izay soa ataon'ny olona rehetra no horaisiny amin'ny Tompo, na andevo na tsy andevo izy.