Esther 1:10 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahafito, nony faly azon’ny divay iny ny fon’ny mpanjaka, dia nomeny teny i Mehomana, i Bizta, i Harbona, i Bigta, i Abagta, i Zetara ary i Karkasa, ionòka fito izay nanompo teo anatrehan’i Ahasoerosy mpanjaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro fahafiton’izany fanasambe izany, dia falifaly i Kserksesa azon’ny divay nosotroiny. Koa nampiantsoiny ny tandapa fito lahy izay nanompo azy manokana, dia ry i Mehomàna sy i Bizetà, i Harbônà sy i Bigtà, i Abagtà sy i Zetara ary i Karkasa;
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahafito, nony faly ny fon'ny mpanjaka azon'ny divay, dia nomeny teny Mehomana sy Bizta sy Harbona sy Bigta sy Abagta sy Zetara ry Karkasa, tsindranolahy fito izay nanompo teo anatrehan'i Ahasoerosy mpanjaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahafito, nony faly azon’ny divay iny ny fon’ny mpanjaka, dia nomeny teny i Mehomana, i Bizta, i Harbona, i Bigta, i Abagta, i Zetara ary i Karkasa, ionòka* fito izay nanompo teo anatrehan’i Ahasoerosy mpanjaka,
malagasy
Ary tamin'ny andro fahafito, nony faly ny fon'ny mpanjaka azon'ny divay, dia nomeny teny Mehomana sy Bizta sy Harbona sy Bigta sy Abagta sy Zetara ry Karkasa, tsindranolahy fito izay nanompo teo anatrehan'i Ahasoerosy mpanjaka, [Heb. ionoka]