Esther 1:11 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hitondra an’i Vasty, vadin’ny mpanjaka, ho eo anatrehan’ny mpanjaka, misatroka ny satroboninahitry ny fanjakana, mba haseho amin’ny olona sy ny mpitondra ny bikany fa tsara tarehy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nasainy hoentin’ireto tandapa ireto eo anatrehany i Vastỳ mpanjakavavy, misatroka ny satroboninahitra maha mpanjakavavy azy. Tiany haseho amin’ny manampahefana sy ny olon-kafa teo manko ny hatsaran-tarehin’i Vastỳ, satria maha te hizaha ravehivavy.
Malagasy Bible 1865
ba hitondra an'i Vasty, vadin'ny mpanjaka, ho eo anatrehan'ny mpanjaka, misatroka ny satro-boninahitry ny fanjakana, mba haseho amin'ny olona sy ny mpanapaka ny hatsaran-tarehiny; fa maha-te-hizaha izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hitondra an’i Vasty, vadin’ny mpanjaka, ho eo anatrehan’ny mpanjaka, misatroka ny satroboninahitry ny fanjakana, mba haseho amin’ny olona sy ny mpitondra ny bikany fa tsara tarehy izy.
malagasy