Esther 1:12 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandà ny tenin’ny mpanjaka izay noentin’ireo ionòka anefa i Vasty, vadin’ny mpanjaka, ka tsy nety nankany. Dia tezitra loatra ny mpanjaka ka nirehitra tao am-pony ny fahatezerany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampitain’izy fito lahy tamin’ny mpanjakavavy ny tenin’ny amperôra fa tsy nety nandeha mihitsy izy. Dia nisafoaka mafy ny amperôra ka nirehitra izaitsizy ny fahatezerany.
Malagasy Bible 1865
Fa Vasty, vadin'ny mpanjaka, nandà ny tenin'ny mpanjaka nentin'ny tsindranolahy ka tsy nety nankany. Dia tezitra loatra ny mpanjaka, ka nirehitra tao am-pony ny fahatezerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandà ny tenin’ny mpanjaka izay noentin’ireo ionòka anefa i Vasty, vadin’ny mpanjaka, ka tsy nety nankany. Dia tezitra loatra ny mpanjaka ka nirehitra tao am-pony ny fahatezerany.
malagasy
Fa Vasty, vadin'ny mpanjaka, nandà ny tenin'ny mpanjaka nentin'ny tsindranolahy ka tsy nety nankany. Dia tezitra loatra ny mpanjaka, ka nirehitra tao am-pony ny fahatezerany.[Heb. ionoka]