Esther 1:13 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niresaka tamin’ny mpanandro ny mpanjaka. Toy izany mantsy no nanaovana ny raharahan’ny mpanjaka teo anatrehan’izay rehetra nahalala lalàna sy fitsarana
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nakany hevitra ireo olon-kendry lalim-pahaizana, satria ny raharahan’ny amperôra dia nalamina teo anatrehan’izay rehetra nahay lalàna sy fitsarana.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpanjaka tamin'ny olon-kendry izay mpanandro (toy izany no nanaovana ny raharahan'ny mpanjaka teo anatrehan'izay rehetra nahalala lalàna sy fitsarana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niresaka tamin’ny mpanandro ny mpanjaka. Toy izany mantsy no nanaovana ny raharahan’ny mpanjaka teo anatrehan’izay rehetra nahalala lalàna sy fitsarana
malagasy