Esther 1:14 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ireo izay teo akaikiny, dia i Karsena, i Setara, i Admata, i Tarsisy, i Meresa, i Marsena ary i Memokana, mpitondra fito tamin’i Persia sy i Media, izay nahazo nijery ny tavan’ny mpanjaka ka nipetraka tamin’ny toerana voalohany teo amin’ny fanjakana. Hoy ny mpanjaka:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olon-kendry teo akaikin’ny amperôra indrindra dia ry i Karsenà sy i Setara, i Admatà sy i Tarsisy, i Meresa sy i Marsenà ary Memokàna, izay minisitra fito tamin’i Persia sy i Media; nitokiany ry zareo ka nitana toerana voalohany teo amin’ny fanjakana.
Malagasy Bible 1865
ary ny teo akaikiny dia Rarsena, Setara, Admata, Tarsisy, Maresa, Marsena, Memokana, mpanapaka fito tamin'i Persia sy Media, izay nahita ny tarehin'ny mpanjaka ka nipetraka tamin'ny fitoerana aloha teo amin'ny fanjakana):
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ireo izay teo akaikiny, dia i Karsena, i Setara, i Admata, i Tarsisy, i Meresa, i Marsena ary i Memokana, mpitondra fito tamin’i Persia sy i Media, izay nahazo nijery ny tavan’ny mpanjaka ka nipetraka tamin’ny toerana voalohany teo amin’ny fanjakana. Hoy ny mpanjaka:
malagasy