Esther 1:15 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka ny lalàna, ahoana no hanaovana an’i Vasty, vadin’ny mpanjaka, satria tsy nankatò ny didiko, izaho Ahasoerosy mpanjaka, didy izay noentin’ireo ionòka izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny amperôra tamin’ireto olon-kendry: –Tsy nankatoavin’i Vastỳ mpanjakavavy ny didiko nentin’ireo tandapako; ka, araka ny lalàna, dia inona no sazy tokony hampiharina aminy?
Malagasy Bible 1865
Ahoana no hanaovana an'i Vasty, vadin'ny mpanjaka, raha araka ny lalàna, satria tsy nankato ny didiko, izaho Ahasoerosy mpanjaka, nentin'ny tsindranolahy izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka ny lalàna, ahoana no hanaovana an’i Vasty, vadin’ny mpanjaka, satria tsy nankatò ny didiko, izaho Ahasoerosy mpanjaka, didy izay noentin’ireo ionòka izy?
malagasy
Ahoana no hanaovana an'i Vasty, vadin'ny mpanjaka, raha araka ny lalàna, satria tsy nankato ny didiko, izaho Ahasoerosy mpanjaka, nentin'ny tsindranolahy izy? [Heb. ionoka]