Esther 1:16 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly teo anatrehan’ny mpanjaka sy ny mpitondra i Memokana hoe: Tsy tamin’ny mpanjaka ihany no nanaovan’i Vasty, vadin’ny mpanjaka, izao ratsy izao fa tamin’ny mpitondra rehetra koa sy ny vahoaka rehetra amin’ny fari-piadidiana manerana ny fanjakan’i Ahasoerosy mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny teo anatrehan’ny amperôra sy ny minisitra i Memokàna ka namaly hoe: –Tsy ny amperôra ihany no nanaovan’i Vastỳ mpanjakavavy izao fihetsika ratsy izao, fa ny manampahefana rehetra koa sy ny vahoaka tsivakivolo isan-tokony eran’ny fanjakana.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Memokana teo anatrehan'ny mpanjaka sy ny mpanapaka ka nanao hoe: Tsy tamin'ny mpanjaka ihany no nanaovan'i Vasty, vadin'ny mpanjaka, izao ratsy izao, fa tamin'ny mpanapaka rehetra koa sy ny vahoaka rehetra isan-tokony eran'ny fanjakan'i Ahasoerosy mpanjaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly teo anatrehan’ny mpanjaka sy ny mpitondra i Memokana hoe: Tsy tamin’ny mpanjaka ihany no nanaovan’i Vasty, vadin’ny mpanjaka, izao ratsy izao fa tamin’ny mpitondra rehetra koa sy ny vahoaka rehetra amin’ny fari-piadidiana manerana ny fanjakan’i Ahasoerosy mpanjaka.
malagasy