Esther 1:17 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiely any amin’ny vehivavy rehetra izao zavatra nataon’ny vadin’ny mpanjaka izao ka hanaovany tsinontsinona ny vadiny fa samy hilaza izy ireo hoe: I Ahasoerosy mpanjaka aza nandidy mba hitondrana an’i Vasty vadiny ho eo anatrehany nefa dia tsy nety izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiely amin’ny vehivavy rehetra manko izao zavatra vitan’ny mpanjakavavy izao ka hahatonga azy samy hanao tsinontsinona ny vadiny sy hilaza hoe: «Ny amperôra Kserksesa aza nandidy ny hitondrana an’i Vastỳ mpanjakavavy eo anatrehany, nefa tsy nety nandeha izy!»
Malagasy Bible 1865
fa hiely any amin'ny vehivavy rehetra izao zavatra nataon'ny vadin'ny mpanjaka izao, ka hanaovany ny vadiny ho tsinontsinona eo imasony, fa samy hanao hoe: Ahasoerosy mpanjaka aza nandidy an'i Vasty vadiny ho entina eo anatrehany, nefa tsy nety izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiely any amin’ny vehivavy rehetra izao zavatra nataon’ny vadin’ny mpanjaka izao ka hanaovany tsinontsinona ny vadiny fa samy hilaza izy ireo hoe: I Ahasoerosy mpanjaka aza nandidy mba hitondrana an’i Vasty vadiny ho eo anatrehany nefa dia tsy nety izy.
malagasy