Esther 1:18 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na dia amin’izao andro izao aza ny vehivavy manankajan’i Persia sy i Media izay mandre ny nataon’ny vadin’ny mpanjaka dia samy hilaza izany amin’ny mpitondra rehetra voatendrin’ny mpanjaka, koa ho loza loatra ny famingavingana sy ny faniratsirana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na dia izao anio izao aza, dia handre ny nataon’ity mpanjakavavy ny vadin’ireo manampahefana manerana an’i Persia sy i Media ka samy hamalivaly ny vadiny avy; ary ny hatezeran’ny lehilahy no ho vokatr’izany famingavingan’ny vehivavy izany.
Malagasy Bible 1865
Ary na dia amin'izao andro izao aza ny andriambavin'i Persia sy Media, izay mandre ny nataon'ny vadin'ny mpanjaka, dia samy hilaza izany amin'ny mpanapaka rehetra voatendrin'ny mpanjaka; ka dia ho loza loatra ny famingavingana sy ny faniratsirana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na dia amin’izao andro izao aza ny vehivavy manankajan’i Persia sy i Media izay mandre ny nataon’ny vadin’ny mpanjaka dia samy hilaza izany amin’ny mpitondra rehetra voatendrin’ny mpanjaka, koa ho loza loatra ny famingavingana sy ny faniratsirana.
malagasy